|
|
|
|

Entrée 1  esoina
Radical  2 eso
Partie du discours  3  verbe passif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Tebahina, atao tsinontsinona: Matetika esoin' ny mpanankarenany mahantra
9 Harabina, vazivazina, ihomehezana: Tsy handalo eo intsony aho, hoy ilay mandringa, fa esoin' ireo ankizy ireo ataony hoe / Raha mandringa daholo ny tongotrao roa, dia ho toy ny an' ny olondrehetra ihany ny fandehanao [1.1]
Explications en anglais  10 to be scorned, to be mocked [1.7]
Explications en français  11 dont on se moque, qu'on raille [1.8]

Anagrammes  12 anesoy, esoina

Mis à jour le 2026/04/19