|
|
|
|

Entrée 1  ezaka
Partie du discours  2  nom
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes circonstanciels :
Noms :
Adjectifs :
Explications en malgache  26 Fanaovana ny faran' ny azo atao: Manao an' ezaka Rangahy io rehefa miasa
27 Fikelezana aina, fikirizana: Tsy ampy ezaka ilay zazalahy ka tsy nahavikina ny hady
28 Halaviran-dalana antonintoniny: Lavitra ezaha ihany hatreto ka hatrery am-body paiso. [1.1]
Explications en anglais  29 a serious effort [1.7]
Explications en français  30 course [1.3#133, 1.5]
31 tension [1.3#133, 1.5]
32 ce mot s'applique à tout acte moral ou physique fait avec effort, élan, entrain, application, violence, contrainte [1.3#133]
33 effort [1.8, 1.5]
34 entrain [1.8]
Exemples  35  Lavitra ezaka hatreto sy hatrany (Il y a une bonne trotte d'ici là) [1.3#133]
36  Hanao ezaka araka izay vitantsika. [2.472#129]
37  Taza-maso ny ezaka nataony hanafina ny alahelony tamin'ny vazivazy, ka nisy nenina nisoko tao am-poko. [2.583#4]
Combinaisons  38  5 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot ezaka

Anagrammes  39 akeza, 40 Akzea, 41 Azeka, ezaka

Mis à jour le 2026/04/19