|
|
|
|

Entrée 1  fahafenoana
Radical  2 feno
Partie du discours  3  nom
Morphologie 
4  Simple :
5  Préfixée :
Explications en malgache  6 Toetran' ny zavatra (rano na voa) betsaka ka tonga hatramin' ny moron' ny toerana misy azy: Ny hafenoan' ny ro no nahatonga azy hitobaka. Matetika koa anefa ny hafenoana dia entl-milaza ny zavatra misy ny rano na ny voa izay tonga hatreny amin' ny molony: Ny hafenoan' ny tsangambaoa no nahatonga ny ro hitobaka
7 Habetsahana (fihetseham-po): Mila tsy ho tanako ny sandriko hamely anao noho ny hafenoan' ny foko. [1.1]
Explications en anglais  8 fullness, completion [1.7]
Explications en français  9 plénitude [1.8]
Exemples  10  Fa sitraky ny Ray ho ao aminy no hitoeran'ny fahafenoana rehetra, [2.996]
Synonymes  11 hafeno, hafeno, hafenoana

Mis à jour le 2026/04/22