|
|
|
|

Entrée 1  fahafinaretana
Radical  2 finaritra
Partie du discours  3  nom
Morphologie 
4  Simple :
5  Préfixée :
Explications en malgache  6 Hafaliana: Akory ny fahafinaretako namaky ny taratasinareo, ry Dada sy Neny
7 Hasambarana, fahasambarana, fahatretrehana: Ao anatin' ny fifankatiavana ihany no misy ny fahafinaretana [1.1]
Explications en anglais  8 pleasure, happiness [1.7]
Explications en français  9 le plaisir, la joie, l'agrément, le bonheur [1.3]
10 plaisir, bonheur [1.8]
Exemples  11  Mba nisy setriny ve izany rehetra izany tamin' ny fahafinaretana na fampiadanam-batana teo aminay? [2.472#21]
12  Nanomboka teo dia arakaraka ny nitomboan' ny fahafinaretako amin' ny fiarahana amin' i Lanto no nitomboan' ny sorisoriko rahefa voatery hitafa amin' i Masy. [2.471#22]
Vocabulaire  13  Emotions
Synonymes  14 hafinaretana
Illustrations 
15 

Mis à jour le 2026/04/22