|
|
|
|

Entrée 1  fahasamihafana
Radical  2 samihafa
Partie du discours  3  nom
Morphologie 
4  Simple :
5  Préfixée :
Exemples  6  Misy kosa anefa fahasamihafana madinitanika hita ao amin' izy roa tonta, toy izao: [1.38#501]
7  Izay tanjona izay kanefa, dia toa tsy ho tratra raha jerena ny fahasamihafana hita ao anatiny: [4.27]

Mis à jour le 2026/04/19