|
|
|
|

Entrée 1  fahazazana
Radical  2 zaza
Partie du discours  3  nom
Morphologie 
4  Simple :
5  Préfixée :
Explications en français  6 l'enfance [1.3]
7 enfance [1.5]
Exemples  8  Ny fitiavana dia ny eritreritra ihany no mahamasina sy mampatsatso azy, koa raha hatramin' ny fahazazana no efa nilalaovan' ise an' i. [2.5#48]
9  miova ho fanafenan-kilema ny tsy fananan-tsinin' ny fahazazany. [2.470#82]
10  Niverina tampoka tao an-dohako ny fahazazako, ka nanjary nihomehy aho. [2.471#72]
Synonymes  11 hazazana

Mis à jour le 2026/04/22