| Entrée | 1 famaly |
| Radical | 2 valy |
| Partie du discours | 3 nom ou adjectif |
| Morphologie |
|
| Explications en malgache |
6 Fomba entina mamaly
7 Fanomezana valin-teny tsy amim-panajana: Aza be famaly eo ianao 8 Azo valiana: Tsy mba famaly ny ray aman-dreny [1.1] |
| Explications en français |
9 ce qu'on peut répondre
10 manière de répondre [1.3] |
| Exemples |
11 Folo taona ve izay, Randrianaivo e? hoy ny famaliny ny teniny, sady niondrika kely izy nanamboatra ny patalohany tsy ho tratry ny ando
[2.324]
|
| Anagrammes | famaly, 12 filama, 13 mafy la |
| Mis à jour le 2026/04/19 |
|