|
|
|
|

Entrée 1  famoaboasana
Partie du discours  2  nom
Morphologie 
3  Simple :
4  Préfixée :
Explications en malgache  5 fanazavan-kevitra aorinan' ny fandinihana sy famakafakana natao: Hahaliana ny nanaovany famoaboasana momba ny fihavanana [1.62#280]
Exemples  6  Marobe ny famoaboasana efa vita tao anatin'ilay boky. [2.356#42]
7  Hadihadio avy amin' ny famoaboasana ity lahatsoratra iry izay mety ho endriky ny fiarahamonina vokatry ny fisian' ny saranga. [2.285#288]
8  Ho velabelarina mandritra ny fiofanana ny fanoratana misy famoaboasana, ny tantaran’ny famoaboasana, ny mampiavaka ny fanoratana misy famoaboasana... [4.56:2017/04/25]

Mis à jour le 2026/04/19