| Entrée | 1 fanambadiana |
| Radical | 2 vady |
| Partie du discours | 3 nom |
| Morphologie |
|
| Explications en malgache |
6 [Tanala] vady: Manaña fanambadiana hanañan'anaky fa ñ'ajaja no anañan'ila ko (n'ila no mandofo maty (manana vady hananan-janaka fa ny zaza no ananana olon-kanampy amin'izay mahatery)
[1.78] 7 Fikambanan' ny lehilahy sy vehivavy mifanaiky hiara-kanorina tokantrano araka ny lalàna sy ny fomban-tany mba hahazo taranaka. 8 (Amin' ny Malagasy, ny fanambadiana dia misy dingana efatra: ny fisehoana na fiantranoana, ny fangatahana, ny fanateram-bodiondry ary ny fampakarana) [1.1] |
| Explications en anglais |
9 marriage, the married state
[1.7] |
| Explications en français |
10 mariage
[1.3#797, 1.8] 11 l'action d'épouser, le motif [1.3#797] 12 la vie de ménage [1.8] |
| Exemples |
13 Tonga ny zoma hanaovana ny fanambadiana.
[2.606#170]
14 Fa ny anareo sy Sahondra no fanambadiana marina? [2.529#57] 15 Toa moramora aminao ery izany handrava fanambadiana, ry Mavo. [2.643#92] |
| Combinaisons | 16 8 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot fanambadiana |
| Proverbes | 17 Proverbes contenant ce mot |
| Article | 18 Randzavola: fanambadiana ao amin' ny Baiboly |
| Mis à jour le 2026/04/21 |
|