|
|
|
|

Entrée 1  faneriterena
Radical  2 eritra
Partie du discours  3  nom
Morphologie 
4  Simple :
5  Préfixée :
Exemples  6  faneriterena izany, hoy ny vao asandratry ny nofo. [2.245#]
7  Ampian' izany ny faneriterena tafahoatra eo amin' ny fahafahana manao fivoriana. [4.27#]
8  Tsy misy faneriterena mialoha azo ampiharina amin' ny fampahalalam-baovao amin' ny endriny rehetra ankoatr' ireo izay mamoafady na mety hanohintohina ny filaminam-bahoaka. [1.320#]

Mis à jour le 2026/04/19