|
|
|
|

Entrée 1  fanimpitony
Radical  2 impito
Partie du discours  3  adverbe [Liste complète]
Morphologie 
4  Simple :
Explications en malgache  5 Famerenana asa iray hatramin' ny impito: Fanimpitony izao no nakany io fanadinana io nefa mbola tsy afaka foana izy [1.1]
Explications en français  6 pour la septième fois [1.3]
Exemples  7  Ary nony fanimpitony, dia hoy izy: [2.996]

Mis à jour le 2026/04/19