|
|
|
|

Entrée 1  fanindiminy
Radical  2 indimy
Partie du discours  3  adverbe [Liste complète]
Morphologie 
4  Simple :
Explications en malgache  5 Famerenana asa iray hatramin' ny indimy: Natonta fanindiminy itỳ boky [1.1]
Explications en anglais  [1.75#xlvii]
Explications en français  6 pour la cinquième fois [1.3]
Exemples  7  Dia nirahin'i Sanbala fanindiminy ny zatovony hankeo amiko araka izany ihany, nitondra taratasy nivelatra teny an-tànany, [2.996]
8  ka amy ny nahararieny fanindiminy vao vita amy ny ity, arak'izao voalaza izao. [2.59]

Mis à jour le 2026/04/19