|
|
|
|

Entrée 1  fanonja
Radical  2 onja
Partie du discours  3  nom
Morphologie 
4  Simple :
5  Préfixée :
Explications en malgache  6 Toetran' ny rano manonja, izany hoe misy alon-drano mitopatopa: Matahotra ny fanonjan' ny rano izy ka tsy sahy mitaingin-dakana [1.1]

Anagrammes  7 fanjona, fanonja

Mis à jour le 2026/02/04