|
|
|
|

Entrée (1/3) 1  farina
Partie du discours  2  adjectif
Dérivés 
Noms :
Explications en malgache  4 Tsy mahateny tsara fa toy ny migadragadra ny feo, tsy mahahira tsara: Voan' ny vovoka aho omaly ka farina ny feoko [1.1]
Explications en anglais  5 hoarse. [1.2]
Exemples  6  Tapaka tangarana ny fidiram-bola tao aminy fa ilay feo, dia tonga farina tsy azo nampiasaina intsony; [2.285#]
7  Tsy azoko loatra ny tonon-kira, fa ny feony dia tsy misy ifandraisany mihitsy amin' ny feon-kira fandre : angoatenda somary farina, migoboka daholo, manonjanonja, indraindray mafy, indraindray malemy, sahala amin' ny feo mirehaka no ampihiraina. [2.472#]
Combinaisons  8  2 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot farina

Entrée (2/3) 9  farina
Partie du discours  10  nom
Dérivés 
Adjectifs :
Explications en malgache  12 Fitohanana tsy mivalana ho an' ny zaza [1.1]

Entrée (3/3) 13  farina
Partie du discours  14  nom
Dérivés 
Adjectifs :
Explications en malgache  16 Ny hoditra manify mihofakofaka amin' ny tarehy [1.1]
Explications en anglais  17 small scurf on the nose. [1.2]

Anagrammes  18 fanary, 19 fanira, 20 Farany, farany, farina, 21 finara, 22 firana, firaña, 23 rafina

Mis à jour le 2026/08/15