|
|
|
|

Entrée 1  fariparitra
Radical  2 faritra
Partie du discours  3  nom
Dérivés 
Verbes actifs :
Noms :
Explications en malgache  [1.1]
Explications en français  6 [duplicatif fréquentatif] [1.3#156]
Exemples  7  Ny fanompoana maivana araka izay fariparitra nifanarahana. [2.643#]
8  Ankehitriny ohatra dia ao ny maminany ny lahatra momba anao araka ny fariparitra amin'ny felan-tananao, na araka ny toetoe-batanao samihafa, na amin' ny fijerem-pitaratra na amin' ny famadibadihan-karatra. [2.296#]

Anagrammes  fariparitra, 9 firapiratra

Mis à jour le 2026/02/26