|
|
|
|

Entrée 1  fefehina
Radical  2 fefika
Partie du discours  3  verbe passif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Vakina: Fefeho ireto atody roa ireto hoendasina
9 Asiana, tefena totohondry: Nofefehin' ilay kary ny zanako dia lasa nandositra izy [1.1]
Explications en anglais  10 to be shelled. [1.2]

Mis à jour le 2026/04/19