|
|
|
|

Entrée 1  feo
Partie du discours  2  nom
Morphologie 
3  Simple :
4  Préfixée :
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Noms :
Explications en malgache  10 Izay ren' ny sofina avy amin' ny fipararetran' ny zavatra iray entin' ny rivotra ka tonga mipaika ny hozatra madinika kiritika kely ao amin' ny sofina: Samy hafa ny feon' ny vato sy ny an' ny vy velezina
11 (Misy zavatra telo tsara homarihina ny amin' ny feo: ny haavony, ny hamafiny, ary ny fikarantsany) [1.1]
Explications en anglais  12 the voice, a sound, a report. [Ar. fa'a, blow, breath; and fuh, fih, fah, fum, all = Heb. peh, mouth. Comp. Gr. phemi, phasko, and Lat. fari.] [1.2]
13 the voice
14 a sound [1.7]
Explications en français  15 voix, son, ton, bruit, cri: Reko ny feon' olona (J'entends la voix de quelqu'un) ~ Mahafinaritra ny feon' ny organa (Le son de l'orgue est magnifique) ~ Avo loatra ny feon' ity pitsofaoro ity (Le ton de ce diapason est trop élevé) ~ Re lavitra ny feon' ny tafondro (Le bruit du canon se fait entendre de loin) ~ Maharenin-tsofina ny feon' ireto ankizy ireto (Les cris de ces enfants étourdissent)
16 figuré: le prix demandé: Raha mividy zavatra hianao, aza mihaino ny feom-baratra (Quand vous achetez quelque chose, ne faite pas attention au prix qu'on demande) [1.3]
17 la voix
18 un son [1.8]
Exemples  19  hoy ny feo henon-dRivo namaly azy. [2.529#153]
20  Maharenina, hoy ny feo avon' Idada. [2.332#117]
21  henoko feo, Dia feo mahatahotra, feo makadiry! [1.267#]
Vocabulaire  22  Son
Combinaisons  23  61 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot feo
Proverbes  24  Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  25 efo, feo, 26 foe

Mis à jour le 2026/04/21