|
|
|
|

Entrée (1/3) 1  fety
Radical  2 ety
Partie du discours  3  nom
Morphologie 
4  Simple :
5  Préfixée :
Explications en français  6 convenance, consentement, assentiment [1.3#441]
Synonymes  7 fetezana
Combinaisons  8  1 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot fety
Proverbes  9  Proverbes contenant ce mot

Entrée (2/3) 10  fety
Partie du discours  11  nom
Morphologie 
12  Simple :
13  Préfixée :
Explications en malgache  14 Fankalazana amim-pomba manetriketrika ny fitsingerenan' ny andro lehibe iray: Tao aloha, nisy roa ny fetim-pirenena malagasy: dia ny 26 Jiona sy ny 14 Oktobra, ilay voalohany fahatsiarovana ny nahazoana ny fahaleovantena ary ilay faharoa fahatsiarovana ny nijoroan' ny Repoblika
15 Firavoravoana lehibe, lanonana: Nanao fety izahay tamin' ny fankalazana ny mariazin' ny zokinay [1.1]
Explications en anglais  16 a festival, a holiday [1.7]
Explications en français  17 fête, réjouissance publique [1.8]
Exemples  18  andro zoma no fety tamin'izao [2.59#348]
19  Ka nandeha ry zareo namonjy lanonan' ny mpanjaka, fetin' ny mpanjaka [2.606#198]
20  Halan' ny foko ny voaloham-bolana amam-petinareo [2.996#29.1.14]
21  fitaomana biriky ho an' ny sekolim-piangonana, fakana bozaka ho an' ny tranoheva fanaovam-pety, fanaovam-bokatra samihafa tsy miato [2.470#79]

Entrée (3/3) 22  Fety
Partie du discours  23  nom propre (anthroponyme) [Liste complète]
Combinaisons  24  1 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot fety

Anagrammes  Fety, fety, 25 tefy

Mis à jour le 2026/08/24