| Entrée | 1 fifamihinana |
| Partie du discours | 2 nom |
| Morphologie |
|
| Explications en français |
5 accolade
[1.4] 6 cohérence [1.66] |
| Exemples |
7 fotoana hamihinana, ary fotoana hifadiana ny fifamihinana.
[2.996]
8 Niverenan'ity lehilahy nojerena ilay felatanany havia izay toa mbola mitahiry ny fifamihinana nifanaovany veloma tamin'ireo Sakalava miaramilany [2.895#199] |
| Mis à jour le 2026/04/19 |
|