|
|
|
|

Entrée 1  fifanasoavana
Radical  2 soa
Partie du discours  3  nom
Morphologie 
4  Simple :
5  Préfixée :
Allégation  6 sarin' ny fiainana [1.342#]
7  [Sarin' ny fiainana]
Exemples  8  Mifanohana, mifampiankina, ny olombelona sy ny firenena, amin' ny fifanasoavana; [1.342#]
9  Ao koa ny lafiny mahafinaritra: ny fitiava-namana, ny fifanasoavana sy fifanampiana, ny fanetren-tena, ny tsy fanaovana " mamy hanina an-tanana " [1.224#]

Mis à jour le 2026/02/26