| Entrée | 1 fifangaroana |
| Radical | 2 haro |
| Partie du discours | 3 nom |
| Morphologie |
|
| Exemples |
6 Tsy ny fifangaroan' ireo akory no maninona, fa ny fifandro-ritany no mahatahotra raha misy.
[2.285#111]
7 Ny mateti-piseho dia fifangaroana olona samihafa fiaviana no mandrafitra fiaraha-monina iray. [2.445#11] 8 Tsara marihina fa io rafitra misy fifangaroana io dia efa noeritreretina fony nanangana ny CES tany am-boalohany. [4.27] |
| Mis à jour le 2026/04/19 |
|