|
|
|
|

Entrée 1  fifanohanana
Radical  2 tohana
Partie du discours  3  nom
Morphologie 
4  Simple :
5  Préfixée :
Exemples  6  Tsy fifanampiana sy fifanohanana intsony amin' izay no hita, fa fifam-pilam-baniny sy fifampitsikilovana. [2.285#197]
7  Na voadona mafy aza izahay, na nisy nanararaotra aza ny fahavoazanay, zavatra iray nahitanay fiononana kely, dia ny fifanohananay mianakavy amin' ny fotoan-tsaotra. [2.472#111]

Mis à jour le 2026/04/19