|
|
|
|

Entrée 1  fihinana
Radical  2 hinana
Partie du discours  3  nom ou adjectif
Morphologie 
4  Simple :
5  Préfixée :
Explications en malgache  6 Fomba entina mihinana: Raisiny amin' ny hazo kely no fihinan' ny Sinoa ny vary
7 Azo hanina: Misy holatra betsaka tsy fihinana fa misy poizina [1.1]
Exemples  8  fihinana ihany koa ny henany, indrindra fa ny rambony. [2.117#121]
9  Tsy fihinana, Kamarady, fa fady aminay, hoy ny filohan-tsokajy. [2.643#58]
10  Ny fihinana sy fisotroana dite ataon'ny olona izay idirana an-trano. [2.59#335]
Combinaisons  11  6 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot fihinana
Proverbes  12  Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  13 fahaniñy, fihinana, 14 Ny Fanahy

Mis à jour le 2026/07/17