|
|
|
|

Entrée 1  fihinina
Radical  2 fihina
Partie du discours  3  verbe passif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Tazonina mafy amin' ny tanana tokana atao mikainkona tsara: Nofihininy tsara ao anaty tanana ilay vola nomeko azy
9 Tazonina mafy amin' ny tanana roa ampifandraisina tsara mba tsy hahafahan' ilay tazonina mikofoka: Raha vao tonga ny zanany dia nofihinin-dreniny tao an-tratrany [1.1]
Explications en anglais  10 to be grasped, to be pressed, to be squeezed. [1.2]
11 to be grasped, to be held tight [1.7]
Explications en français  12 qu'on tient, qu'on retient [1.8]
Analogues  13  giazana
Proverbes  14  Proverbes contenant ce mot

Mis à jour le 2026/04/22