|
|
|
|

Entrée 1  filoha
Radical  2 loha
Partie du discours  3  nom
Morphologie 
4  Simple :
5  Préfixée :
Explications en malgache  6 Olona nofidina na notendrena ho lehibe sy mpitarika fikambanana iray na firenena na antoko: Ny filohan' ny Nosy. / Noraisin' ny filohan' ny fikambanan' ny mpanao gazety izy (Mazàna ny lehiben' ny antokon-draharaha kosa na ny tompon' andraikitra amin' ny sokajin-draharaha iray, dia atao hoe Tale) [1.1]
Explications en anglais  7 the head, the director [1.7]
Explications en français  8 chef, directeur [1.8]
Exemples  9  Anambaran' ny vahoaka ny hetahetam-pony ny filoha. [2.445#]
10  Nanendry filoha vaovao isam-pianakaviana i Fohiloha. [2.508#]
11  Ny Minisitra misahana ny Fitsarana no filoha lefitra. [1.320#]
Combinaisons  12  1 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot filoha
Proverbes  13  Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  14 filaho, filoha, 15 fôhaly, 16 folahy, 17 lafiho

Mis à jour le 2026/04/21