|
|
|
|

Entrée 1  finganina
Radical  2 fingana
Partie du discours  3  verbe passif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Alavo amin' ny fainelezana ny tongotra eny ampandehanana na eny am-pihazakazahana: Nofinganin' Ikoto Isambilo ka nitrosina terỳ amin' ny tany
9 Anaovana ankasomparana; Nofinganiny tamin' ny hevitra maizimaizina ilay sakaizany ka tsy tafarina intsony tamin' ny raharahany [1.1]

Anagrammes  10 faningina, finganina, 11 finingana

Mis à jour le 2026/02/04