| Entrée | 1 fiteny |
| Radical | 2 teny |
| Partie du discours | 3 nom |
| Morphologie |
|
| Explications en malgache |
6 Teny iombonan' antokon' olona iray, izay saika mandrakariva iray firenena: Mirindra aoka izany ny fiteny malagasy.
7 Fomba entina miteny: Mahitsy fiteny io zaza io izany 8 Zavatra lazaina: Niova fiteny ianao izany 9 Fomba na baiko atao fifandraisana: Fiteny tsy fantatra ny an' ny biby 10 Azo tenenina: Teny tsy fiteny eo imason' olom-pady izany [1.1] |
| Explications en anglais |
11 a language
12 the customary way of speaking [1.7] |
| Explications en français |
13 manière de parler
[1.3#696, 1.8] 14 le language 15 ce qu'on peut défendre [1.3#696] 16 une langue [1.8] |
| Exemples |
17 Nony kelikely, azon' I Lidy an-tsaina fa Komoriana ity olona hafahafa fiteny ity;
[2.470#160]
18 Azon' ny fanjakana atao ny manambany anao, na amin' ny fiteny na ny fihetsika. [2.471#54] |
| Vocabulaire | 19 Linguistique |
| Combinaisons | 20 7 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot fiteny |
| Proverbes | 21 Proverbes contenant ce mot |
| Mis à jour le 2026/04/21 |
|