|
|
|
|

Entrée (1/4) 1  fitily
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3 Voronkely latsadatsaka kokoa noho ny totohondry ny habeny; raha mbola tsy eo amin' ny fotoana fanatodizany, dia mivololombatolalaka ny volony, na ny lahy na ny vavy, fa eo amin' ny fiandohan' ny volana Novambra, dia miova ho mena dorehitra ny volon' ny fodilahy, ka maharitra hatramin' ny faramparan' ny Marsa izany. Mandritra ny ririnina, dia matetika mamonjy any an' ala ny fody no mipetraka. Anisan' ny vorona mpanimba ny voly, fa indrindra ny vary, ny fody ka tokony hiadiana mafy [1.1]
Explications en anglais  4 A Sakalava word forming the first part of many compound words used as the names of birds, viz. two swifts, a pigeon, an ibis, a starling, a shrike, and a roller [1.2]
Vocabulaire  5  Zoologie: oiseaux
Synonymes  6 fody

Entrée (2/4) 7  fitily
Partie du discours  8  nom
Explications en anglais  9 [Modal noun from mitily (tily).] in the name of a species of lemur [1.2]
10 Coquerel's Dwarf Lemur (Mirza coquereli ) (north of Ambanja) [2.233]
Explications en français  11 microcèbe de Coquerel (Mirza coquereli) (nord d'Ambanja) [2.233]
Vocabulaire  12  Zoologie: mammifères
Synonymes  13 setohy, siba, tilitilivaha, tsiba
Nom scientifique 
Tableaux et planches  15  Les Lémuriens

Entrée (3/4) 16  fitily
Radical  17 tily
Partie du discours  18  nom
Explications en malgache  19 Fomba entina mitily, izany hoe mikendry, na mizaha taratra, na mitsikilo [1.1]
Hypéronyme 
Co-hyponymes 

Entrée (4/4) 97  fitily
Radical  98 tily
Partie du discours  99  nom
Explications en malgache  100 Kofehy taretra mena [1.1]
Combinaisons  101  1 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot fitily

Mis à jour le 2026/08/19