|
|
|
|

Entrée 1  fitsohana
Radical  2 fitsoka
Partie du discours  3  verbe passif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Asiana, torahana, velezina: Nofitsohany tehamaina ny zanako ka tsy manaiky aho. / Nofitsohako vato ilay vorondolo ka maty terỳ
9 Angalarina: Nofitsohan' ilay karilahy ny akohoko dimy
10 Vitaina tsara, fatratra: Faly aho fa nofitsohany ilay asa nampanaoviko azy [1.1]
Autres orthographes  11 fitsofana

Anagrammes  12 afantsiho, fitsohana

Mis à jour le 2026/04/22