|
|
|
|

Entrée 1  folahina
Radical  2 folaka
Partie du discours  3  verbe passif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Tapahina fa tsy tangarana: Nofolahiny ny rotsakazo
9 Ampanekena, atao izay hahendry azy: Folahony ombinareo. / Tsy azony nofolahina mihitsy ilay zanany
10 Asampin ka aforitra: Folaho ny lambanao [1.1]
Explications en français  11 Qu’on brise en angle, qu'on plie, qu'on replie, qu’on retrousse, qu'on dompte, qu’on corrige [1.3#182]
Exemples  12  Taitran' ilay fiarakodia ilay omby folahina ka nanivaka saika hanitsy tranon' olona. [2.472#65]
13  Tsy azon-dRenilezo folahina hanaraka izay heviny akory, fa mandeha hafa mihitsy ny azy. [2.324]
14  Aza manary ny mason-karem-pahalalana, fandrao tonga tahaka ny biby folahina ka tsy mahay afa-tsy izay ampianarma azy. [2.285#16]
Proverbes  15  Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  16 fañiloha, 17 fanolahy, folahina

Mis à jour le 2026/04/21