|
|
|
|

Entrée 1  foserina
Radical  2 fositra
Partie du discours  3  verbe passif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Loahana: Nofoseriny tamin' ny homamanta ilay hazo ka loaka
9 Ahodina, kosehina ao anaty, dilorina: Fosero itỳ hazo ity hiteraka afo
10 Atao haingankaingana: Nofoseriny ny raharahany ka tsy hita akory dia vita [1.1]
Explications en anglais  11 to be rubbed to produce fire. [1.2]

Anagrammes  foserina, 12 ranofesy, 13 rofesina

Mis à jour le 2026/04/19