|
|
|
|

Entrée (1/2) 1  gina
Partie du discours  2  adjectif
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes circonstanciels :
Noms :
Adjectifs :
Explications en malgache  19 Tsy misy feo re: Gina ny tanàna
20 Tsy ahitan-teny, tsy miteny, tsy mahateny, tsy mahavolana, tsy mahaloa-peo: Notenenin-drainy izy ka gina terỳ
21 Marenina: Gina ny sofiko azon' ny tabataba [1.1]
Explications en anglais  22 [Provincial] for ngina [1.2]
23 silent, solitary [1.7]
Explications en français  24 qui garde le silence, qui n'entend pas, assourdi [1.3#197]
25 silencieux, solitaire [1.8]
Exemples  26  gina ny tanàna (Le village est silencieux) [1.3]
27  gina ny sofiko azon' ny tabataba (Mes oreilles sont assourdies par le bruit) [1.3]
28  Notenenina izy ka gina tery (Il a été admonesté et a gardé subitement le silence) [1.3]
29  gina ny olona rehetra. [2.298#76]
30  Taitra sy gina no nifampijery ny mpianatra. [2.356#173]
31  Dia gina indray izy ka tsy nety namaly na dia teny indraim-bava akory aza. [2.69#61]
Synonymes  32 gingina
Analogues  33  kina, 34  mafy, 35  mangina, 36  mihimoka, 37  mikombom, 38  misaraka, 39  mizai, 40  moana, 41  sina, 42  tankina, 43  tsy, 44  tsy, 45  tsy, 46  tsy, 47  tsy, 48  vitsy

Entrée (2/2) 49  gina
Partie du discours  50  adjectif
Dérivés 
Verbes actifs :
Explications en anglais  52 a very loud report [1.2]

Anagrammes  53 angy, gina, 54 inga

Mis à jour le 2026/04/22