|
|
|
|

Entrée 1  hadinoina
Radical  2 hadino
Partie du discours  3  verbe passif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Atao izay tsy hahatsiarovana: Hadinoy ny heloko taminao / Aza hadinoina ny hafatro (diso ka tsy tokony hatao ny hoe: Aza hadino ny hafatro) [1.1]
Explications en anglais  9 to be forgotten, to be neglected. [1.2]
10 to be forgotten [1.7]
Explications en français  11 Ce qu’on oublie [1.3#202]
12 qu'on oublie [1.8]
Exemples  13  Tsy azo hadinoina ihany koa izany. [1.369#]
14  Saingy aza hadinoina ny mba milaza amiko izay ho fofony! [2.529#]
15  Ny havana aza hadinoina, toy ny kitapo nahafahana entana. [2.69#]
Proverbes  16  Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  hadinoina, 17 ihodinana

Mis à jour le 2026/04/21