|
|
|
|

Entrée 1  hajambaina
Radical  2 jamba
Partie du discours  3  verbe passif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Atao izay hahajamba, potsiri-maso mba tsy hahita: Nohajambain' ny habokana izy
9 Voatampina ny mason' eritreritra: Nohajambain' ny vola Rangahy io ka ny zanany avy no namidiny [1.1]
Explications en anglais  10 to be blinded; to be dazzled [1.7]
Explications en français  11 qu'on aveugle, qui est ébloui [1.8]

Mis à jour le 2026/04/19