|
|
|
|

Entrée 1  halalahina
Radical  2 lalaka
Partie du discours  3  verbe passif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Itarina ny sakany, ny velarany: Nohalalahina ny lalana mankany Ambatolaona
9 Halehibiazina: Halalaho ny tranonao famitombo isan-taona ireto ny ankizy
10 Atao be elanelany: Halalaho ireo dabilio ireo fa tsy misy handehanana
11 Ketrahina, atao malefadefaka: Tsy azo halalahina ny lalàna [1.1]
Explications en anglais  12 to be made roomy, to be widened [1.2]

Mis à jour le 2026/04/19