| Entrée | 1 hamaivanina |
| Radical | 2 maivana |
| Partie du discours | 3 verbe passif |
| Morphologie |
|
| Explications en malgache |
8 Atao tonga maivamaivana kokoa: Nohamaivaniny ny entako fa hitany sahirana ery aho
9 Ahena, hakelezina: Mbola vaovao aho ka nohamaivaniny ny raharahako 10 Heverina ho tsy misy lanjany firy: Toa hamaivaninao re izany hadisoanao izany, Rakoto [1.1] |
| Explications en anglais |
11 to be made light of; to be lightened
[1.7] |
| Explications en français |
12 qu'on rend léger; qu'on diminue; dont on ne fait pas grand cas
[1.8] |
| Mis à jour le 2026/04/19 |
|