|
|
|
|

Entrée 1  handroina
Radical  2 handro
Partie du discours  3  verbe passif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Masahina amin' ny afo, na tenehina izany na ampangotrahina: Efa nohandroinao ve ny vary?
9 (Manana endrika roa hafa izay samy fampiasa tsara io teny io:
10 1) ahandroina, izay nalaina avy amin' ny fifanahafan' endrika amin' ny matoanteny mpamari-toe-javatra ahandroana: Efa nahandroinao ve ny vary?
11 2) andrahoina, izay teny mifamadi-baninteny amin' ny ahandroina ihany (jer. Ahazoana sy azahoana): Efa nandrahoinao ve ny vary?
12 Marihina fa amin' izy telo ireo, dia ity farany no be mpampiasa indrindra) [1.1]
Explications en anglais  13 ahandroina [1.2]
14 to be cooked [1.7]
Explications en français  15 qu'on fait cuire ou bouillir [1.8]
Autres orthographes  16 ahandroina, andrahoina
Proverbes  17  Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  18 ahandrino, 19 ahandrony, 20 anandrohy, 21 andrahony, 22 androhina, 23 andronahy, 24 anondrahy, 25 hainandro, handroina

Mis à jour le 2026/04/22