| Entrée | 1 hantahanta |
| Radical | 2 hanta |
| Partie du discours | 3 nom |
| Dérivés |
|
| Explications en malgache |
5 Angolangola na fihetsika somary amboamboarina raha mangata-javatra noho ny fitokiana fitiavana; fiangaviana na fitarainana hahazoana zavatra na hahazoana manao ny sitraky ny fo noho ny fitokiana fitiavana; fanaovana angolangola hahazoana tombom-pitia: Tokony ho voafefin' ny fanajana mandrakariva ny hantahanton' ny ankizy.
[1.1] |
| Explications en français |
6 [duplicatif fréquentatif]
[1.3] |
| Exemples |
7 Mahatsiaro ny hantahanta fanaoko, ry zareo;
[2.285#138]
8 Andry koa re ka lavo, hantahanta aiza intsony! [1.244] 9 Nekeko io hantahanta keliny io satria izy koa no mba tiako hifidy izay sora-damba ho ahy. [2.643#106] |
| Synonymes | 10 hanta |
| Mis à jour le 2026/04/22 |
|