|
|
|
|

Entrée 1  hantaina
Radical  2 hanta
Partie du discours  3  verbe passif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Angatahina mafy erỳ: Hantain' ny zanako aoka izany ny saribakolin' i Fara kelinao
9 Omena ny zavatra rehetra angatahiny, ampanaranim-po amin' izay rehetra tadiaviny: Hantainao loatra io zanakao io ka hahantra ianao any aoriana [1.1]

Anagrammes  hantaina, 10 ihantana, 11 tanahina

Mis à jour le 2026/04/19