| Entrée (1/2) | 1 haody |
| Partie du discours | 2 interjection [Liste complète] |
| Dérivés |
|
| Explications en malgache |
4 azo idirana ve? izany no tena hevitry ny hoe haody, izay fanontaniana tany an-tendrony ary novaliana hoe: "haodiana!" : azo idirana
[2.313] 5 Teny fanonona raha vao hiditra an-tranon' olona hovangiana, ka "azo idirana va?" no heviny, ary dia novaliana taloha hoe "haodiana e!" [1.1] |
| Explications en anglais |
6 a word used by visitors at the door of a house when they are on the point of entering or wish to enter.
[1.2] 7 hello ! (spoken when standing at the door) [1.7] |
| Explications en français |
8 bonjour ! (se dit devant la porte)
[1.8] |
| Exemples |
9 Raha hangalatra izy tsy hanao haody.
[2.445#]
10 Ka haody, arahaba soa, haody, arahaba tsara. [2.245#] |
| Entrée (2/2) | 11 haody |
| Partie du discours | 12 adjectif |
| Dérivés |
|
| Explications en malgache |
15 Mahimahina ka mitazantazana lavitra manodidina fa tsy sahy manatona; mahimahina tsy sahy, kaodikaody
[1.1] |
| Explications en français |
16 intimidé, peu rassuré, peu familier, rôdeur
[1.3] |
| Synonymes | 17 haodihaody |
| Anagrammes | 18 ahôdy, 19 hadio, haody, 20 Hodia |
| Mis à jour le 2026/04/22 |
|