| Entrée | 1 harihary |
| Partie du discours | 2 nom |
| Dérivés |
|
| Explications en malgache |
14 Fisehoana tsara manontolo tsy misy miafina
15 Hariharin-tany: tany ngazana hita miharihary noho ny tsy fisian' ny ahitra manarontsarona azy 16 Rikarikan-tany 17 Hariharintaolana: vatana mahia dia mahia ka hita mitrakitraky ny taolana [1.1] |
| Explications en anglais |
18 exposure.
[1.2] 19 exposure to view [1.7] |
| Explications en français |
20 exposition à la vue
[1.8] |
| Combinaisons | 21 1 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot harihary |
| Anagrammes | harihary, 22 hirahira |
| Mis à jour le 2026/04/19 |
|