|
|
|
|

Entrée 1  harofana
Radical  2 haroka
Partie du discours  3  verbe passif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Alaina, halorina ao anaty lavaka, hadina ao anaty tany: Noharofan' ny saka tao' anaty lavany ilay totozy
9 Tadiavina ho fantatra, karohina: Noharofany ny hevitro fa lany andro foana izy [1.1]
Explications en anglais  10 see haroka [1.2]
Explications en français  11 Qu’on fouille, qu'on cherche à connaître, qu'on sonde: Noharofan’ ny alika ny lavaka ka nahazo sokina izy (Le chien a fouillé dans le trou et a attrapé un hérisson) ~ Noharofany ny hevitro, fa sasa-poana izy (Il a cherché à connaitre ma pensée, mais il a perdu son temps) [1.3]

Anagrammes  12 fanohara, 13 haforana, harofana

Mis à jour le 2026/04/19