|
|
|
|

Entrée 1  hazavaina
Radical  2 zava
Partie du discours  3  verbe passif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Asiana hazavana, tsilovina: Hazavain' ny jiro ny efitrano
9 Voaboasana, lazaina ny heviny: Hazavao ny hevitr' izany teny izany [1.1]
Explications en anglais  10 to be made clear, to be illuminated [1.2, 1.7]
11 to be lighted; to be distinct [1.2]
12 to be explained [1.7]
Explications en français  13 qu'on explique, qu'on éclaircit [1.3#869, 1.8]
14 qu’on rend clair, distinct [1.3#869]
15 qu'on éclaire, qu'on illumine [1.8]
Exemples  16  Ary angamba azo hazavaina ihany ny nahatonga izany. [2.285#]
17  Saingy naleoko nangina fa sarotra hazavaina loatra izany. [2.944#]
18  Tsy maintsy hazavaina aloha fa misy nentim-paharazana mihitsy ao; [1.377#nyresaka]

Anagrammes  hazavaina, 19 ihazavana, 20 vazahaina

Mis à jour le 2026/04/19