| Entrée | 1 henoina |
| Radical | 2 heno |
| Partie du discours | 3 verbe passif |
| Morphologie |
|
| Explications en malgache |
8 Atao re, atongilana ny sofina mba handre: Henoy ny hiran' ny ankizy
9 Ekena: Henoy ny fangatahanay, tompoko. [1.1] |
| Explications en anglais |
10 to be hearkened to, to be listened to, to be attended to.
[1.2] |
| Explications en français |
11 qu'on écoute
[1.5] |
| Exemples |
12 Ary henoina matetika ny fiainany, ka toy ny matory.
[2.59#301]
13 Misy diska henoina mandritry ny antsasak' ora maninjitra. [2.332] 14 Tsara henoina ny teninareo», hoy ireo namana frantsay nandre ny feonay. [2.356#142] |
| Proverbes | 15 Proverbes contenant ce mot |
| Mis à jour le 2026/04/21 |
|