|
|
|
|

Entrée 1  hohazana
Radical  2 hohy
Partie du discours  3  verbe passif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Hadina tsy lalinaloatra amin' ny tanana na tongotra: Hohazan' ny saka ny tany
9 Fokarina: Nohohazan' ny akohonareo ny vomanganay
10 Tadiavina, karohina ho fantatra: Nohohazan-dRakoto ilay zavatra noresahintsika, fa tsy niteny aho na indraim-bava aza [1.1]

Mis à jour le 2026/04/19