|
|
|
|

Entrée 1  honikonina
Partie du discours  2  nom
Dérivés 
Noms :
Explications en malgache  4 Fahasahirankiranana amin'izay atao, amin'ny fiomanana an' izay hatao, amin'ny famonjena zavatra maro indray atao, amin'ny fanamboamboarana zavatra ao anaty lamba tsy tiana ho hitan'ny olona [1.1]

Mis à jour le 2026/04/19