|
|
|
|

Entrée 1  honinkonina
Radical  2 honina
Partie du discours  3  nom
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes circonstanciels :
Noms :
Explications en malgache  9 Fahasahirankiranana amin' izay atao. amin' ny fiomanana an' izay hatao, amin' ny famonjena zavatra maro indray atao, amin' ny fanamboamboarana zavatra ao anaty lamba tsy tiana ho hitan' ny olona [1.1]
Synonymes  10 honina

Mis à jour le 2026/04/22