|
|
|
|

Entrée (1/2) 1  horakoraka
Radical  2 horaka
Partie du discours  3  nom
Dérivés 
Verbes actifs :
Explications en malgache  5 Feo manao rodobe mitory fihorehana na figagana na horakoraka na fiarahabana na fanesoana koa aza: Tsy nifandrenesana ny horakora-pifalian' ny vahoaka
6 Feon' ny sahona: Horakoraka no an' ny sahona fa ny tsiboboka ihany no tompon' ny rano [1.1]
Explications en anglais  7 the cries of a crowd [1.7]
Explications en français  8 les cris d'une foule [1.8]
Exemples  9  Kotaba, horakoraka moa izao! [2.356#67]
10  Feno horakoraka sy tabataba ny tanàna. [2.117#17]
Synonymes  11 horaka
Proverbes  12  Proverbes contenant ce mot

Entrée (2/2) 13  horakoraka
Radical  14 horaka
Partie du discours  15  nom
Dérivés 
Verbes actifs :
Noms :
Explications en malgache  19 Fahalahelovana noho ny fahitana olona ory na mijaly; fahatsiarovana ny tena ho malahelo amin' ny fahitana ny ory na mijaly [1.1]
Synonymes  20 horaka

Anagrammes  21 harokaroka, horakoraka

Mis à jour le 2026/04/22