|
|
|
|

Entrée 1  ifampihavanana
Radical  2 havana
Partie du discours  3  verbe circonstanciel
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
Exemples  7  Eto amin' ny firenena, izay tany malaza ho mpandala ny fihavanana anefa, dia mbola ny mifanasa vangy, milahatra an-dalambe, mifanandrina, eny fa tonga amin' ny famononoana ny mpiray tanindrazana aminy no ataon' ny ankolafy sasany, alohan' ny mody ifampihavanana, noho ny kajy politika atao fotsiny ihany. [4.27]

Mis à jour le 2026/04/19