|
|
|
|

Entrée 1  ifanahafana
Radical  2 hahaka
Partie du discours  3  verbe circonstanciel
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
Exemples  7  Misy ifanahafany amin' ny fampinomana tangena teto Madagaskara izany. [1.38#376]
8  Fa misy fandehany tokoa, fomba arahin' ny mpikabary sy ny mpandahatra na zovy na zovy: mety ho samy manana ny azy, nefa misy ifanahafana na ifandraisan' izy rehetra. [2.298#7]

Mis à jour le 2026/04/19